
Our camp for kids under 12 in Tsarafara, July 26–28, was an incredible blessing! ![]()
We had days filled with joy, learning, games, and powerful moments of experiencing God’s love. ![]()
Thank you to everyone who prayed and supported us – we truly saw God’s guidance and protection at work!
Club Itahiana
Vita soa amantsara ny camping ho an’ny ankizy latsaky ny 12 taona tany Tsarafara tamin’ny 26–28 Jolay. ![]()
Fotoana feno fifaliana, fianarana, lalao ary fahatsapana manokana ny fitiavan’Andriamanitra. ![]()
Misaotra anareo rehetra nivavaka sy nanohana – Nitarika Andriamanitra sy niaro!

